Filazantsara araka an'i Marka 3:31
Ary avy ny reniny mbamin’ ny rahalahiny ka nijanona teo ala-trano, dia naniraka tao aminy hiantso Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There came then his brethren and his mother, and, standing without, sent unto him, calling him.
In Context
30satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 3
Cross References
Luke 8:19Ary renin’ i Jesosy sy ny rahalahiny nanatona Azy, fa tsy nahazo nihaona taminy, satria nifanety ny vahoaka.