Filazantsara araka an'i Marka 3:35
Fa na iza na iza no manao ny sitrapon’ Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For whosoever shall do the will of God, the same is my brother, and my sister, and mother.
In Context
34Ary nony nijery izay nipetraka manodidina Azy Izy, dia hoy Izy: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko!
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 3
Cross References
John 7:17Raha misy olona ta-hanao ny sitrapony, dia hahalala ny amin’ ny fampianarana izy, na avy amin’ Andriamanitra izany, na miteny ho Ahy Aho.
1 John 2:17Ary mandalo izao fiainana izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon’ Andriamanitra no maharitra mandrakizay.