The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 4 › Filazantsara araka an'i Marka 4:22

Filazantsara araka an'i Marka 4:22

Fa tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy haseho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For there is nothing hid, which shall not be manifested; neither was any thing kept secret, but that it should come abroad.

In Context

21Ary hoy Izy taminy: Moa entina va ny jiro mba hosaronan’ ny vata famarana, na hatao ao ambanin’ ny farafara? Tsy hatao amin’ ny fanaovan-jiro va izy?

23Raha misy olona manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 4

Cross References

Psalms 40:9Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko.

Ecclesiastes 12:14Fa ny atao rehetra dia ho entin’ Andriamanitra ho amin’ ny fitsarana ny zava-miafina rehetra, na soa na ratsy.

Luke 8:17Fa tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy ho fantatra sy tsy haseho.

Acts 4:20Fa izahay tsy maintsy milaza izay zavatra efa hitanay sy renay.

1 Corinthians 4:5koa amin’ izany aza mitsara na inona na inona alohan’ ny fotoana, dia ny fihavian’ ny Tompo, Izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin’ ny maizina ka hampiseho ny fikasan’ ny fo; dia samy hahazo izay derany avy amin’ Andriamanitra izy rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 4:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 4:21Filazantsara araka an'i Marka 4Filazantsara araka an'i Marka 4:23 →