Filazantsara araka an'i Marka 5:12
Ary nifona taminy ireo ka nanao hoe: Alefaso izahay ho any anatin’ ny kisoa mba hiditra any aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the devils besought him, saying, Send us into the swine, that we may enter into them.
In Context
11Ary nisy kisoa maro andiany izay nandrasana teny akaikin’ ny tendrombohitra.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 5
Cross References
Job 2:5Fa ahinjiro ange ny tananao, ka tendreo ny taolany sy ny nofony raha tsy handà Anao eo Imasonao aza Izy e!
2 Corinthians 2:11fandrao ho resin’ ny fitak’ i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.