bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 5 › Filazantsara araka an'i Marka 5:14
Filazantsara araka an'i Marka 5:14
Ary ny mpiandry azy dia nandositra ka nilaza tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Dia nandeha ny olona mba hizaha izany zavatra izany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they that fed the swine fled, and told it in the city, and in the country. And they went out to see what it was that was done.
In Context
13Dia neken’ i Jesosy. Ary ny fanahy maloto, rehefa nivoaka, dia niditra tao anatin’ ny kisoa; ary ireo kisoa andiany ireo nitratrevatreva teny amin’ ny hantsana ho any amin’ ny ranomasina (tokony ho roa arivo no isany), ka dia maty tany amin’ ny ranomasina izy.
15ary tonga tany amin’ i Jesosy izy ka nahita ilay demoniaka, izay nisy ny legiona, fa indro izy nipetraka nitafy lamba sady ary saina; ka raiki-tahotra ny olona.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 5
Cross References
Luke 8:34Ary nony hitan’ ny mpiandry izany natao izany, dia nandositra izy ka nilaza izany tao an-tanàna sy tany an-tsaha.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 5:14