Filazantsara araka an'i Marka 5:25
Ary nisy vehivavy anankiray izay efa narary roa ambin’ ny folo taona
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And a certain woman, which had an issue of blood twelve years,
In Context
24Dia nandeha niaraka taminy Izy; ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ka nifanety taminy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 5
Cross References
Leviticus 15:19Ary raha misy vehivavy mararin’ ny fadim-bolany, dia haloto hafitoana izy; ary izay rehetra mikasika azy dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
Matthew 9:20Ary, indro, nisy vehivavy anankiray, izay efa narary roa ambin’ ny folo taona, nankeo ivohony ka nanendry ny somotraviavin-dambany.
Luke 13:11Ary, indro, nisy vehivavy izay nanana fanahy mahafarofy valo ambin’ ny folo taona, ary nanjoko izy ka tsy nahatraka akory.
Acts 4:22Fa efa tsy omby efa-polo taona ralehilahy izay nanaovana izany famantarana nahasitrana azy izany.