Filazantsara araka an'i Marka 6:37
Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Omeonareo hanina izy. Fa hoy kosa izy ireo taminy: Handeha hividy mofo izay azon’ ny denaria roan-jato va izahay, ka homenay azy hohaniny?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
36ravao ny olona mba hankanesany eny an-tsaha sy eny amin’ ny vohitra manodidina hividy hanina ho azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 6
Cross References
Numbers 11:13Avy aiza no hahazoako hena homena ity firenena rehetra ity, no dia mitomany amiko izy manao hoe: Omeo hena izahay hohaninay?
2 Kings 4:42Ary nisy lehilahy avy tany Bala-salisa nitondra mofo avy amin’ ny voaloham-bokatra ho an’ ny lehilahin’ Andriamanitra, dia mofo vary hordea roa-polo sy salohim-bary maitso tao an-kitapo. Dia hoy Elisa: Omeo ny olona hohaniny ireny.
Matthew 14:16Fa hoy Jesosy taminy: Tsy tokony handeha izy; omeonareo hanina izy.
Mark 8:2Mahonena Ahy ireo vahoaka, fa hateloana izay no nitoerany tatỳ amiko, sady tsy manan-kohanina izy;
John 6:4Fa efa akaiky ny Paska, ilay andro firavoravoan’ ny Jiosy.