bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 6 › Filazantsara araka an'i Marka 6:44
Filazantsara araka an'i Marka 6:44
Ary izay nihinana ny mofo dia dimy arivo lahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they that did eat of the loaves were about five thousand men.
In Context
43Ary nangoniny izay sombintsombin’ ny mofo sy ny hazandrano, ka dia nahafeno harona roa ambin’ ny folo.
45Ary niaraka tamin’ izay Jesosy dia nanery ny mpianany hiondrana an-tsambokely hita hialoha ho any Betsaida, mandra-pandràvany ny vahoaka.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 6
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 6:44