Filazantsara araka an'i Marka 6:45
Ary niaraka tamin’ izay Jesosy dia nanery ny mpianany hiondrana an-tsambokely hita hialoha ho any Betsaida, mandra-pandràvany ny vahoaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
44Ary izay nihinana ny mofo dia dimy arivo lahy.
46Ary rehefa nanao veloma ny olona Izy, dia lasa nankany an-tendrombohitra hivavaka.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 6
Cross References
Matthew 11:21Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin’ ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny.
Mark 6:32Dia nandeha an-tsambokely izy hitokana any an-tany foana.
Luke 10:13Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin’ ny lavenona.