bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 8 › Filazantsara araka an'i Marka 8:16
Filazantsara araka an'i Marka 8:16
Ary niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they reasoned among themselves, saying, It is because we have no bread.
In Context
15Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon’ ny masirasiran’ ny Fariseo sy ny masirasiran’ i Heroda.
17Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no miara-misaina, satria tsy manana mofo? Tsy mbola mahazo an-tsaina na mahafantatra va ianareo? Efa mafy va ny fonareo?
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 8
Cross References
Luke 9:46Dia nisy fisainana niseho tao am-pony ny amin’ izay ho lehibe ao aminy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 8:16