Filazantsara araka an'i Marka 8:20
Ary raha ny mofo fito ho an’ ny efatra arivo, firy sobiky moa no sombintsombiny nangoninareo? Dia hoy ny mpianany: Fito.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
21Ary hoy Izy taminy: Mbola tsy mahafantatra ihany va ianareo?
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 8
Cross References
Matthew 15:34Ary hoy Jesosy taminy: Misy mofo firy any aminareo? Ary hoy izy: Fito sy hazandrano madinika vitsy foana.