Filazantsara araka an'i Marka 8:32
Ary naharihariny tsara no filaza izany teny izany. Ary Petera nanohina Azy hitanila kely, dia niteny mafy Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he spake that saying openly. And Peter took him, and began to rebuke him.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 8
Cross References
Mark 4:38Ary Jesosy natory teo am-bodin’ ny sambokely tambonin’ ny ondana; ary namoha Azy izy ireo ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tsy mampaninona Anao va izao hahafatesanay izao?
John 13:6Dia nankeo amin’ i Simona Petera Izy; fa hoy Petera taminy: Tompoko, Hianao va hanasa ny tongotro?
John 16:29Hoy ny mpianany: Indro, milaza tsotra Hianao ankehitriny, fa tsy manao fanoharana akory.