Filazantsara araka an'i Marka 9:32
Fa izy ireo tsy nahafantatra izany teny izany sady natahotra hanontany Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But they understood not that saying, and were afraid to ask him.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 9
Cross References
Mark 8:17Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no miara-misaina, satria tsy manana mofo? Tsy mbola mahazo an-tsaina na mahafantatra va ianareo? Efa mafy va ny fonareo?
Mark 9:10Ary nitana izany teny izany izy ka nifampaka saina ny amin’ izay hevitr’ izany fitsanganana amin’ ny maty izany.
Luke 2:50Nefa tsy azon’ ireo ny teny izay nolazainy taminy.
Luke 18:34Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany, fa nafenina taminy izy ka dia tsy fantany izay nolazainy.
John 4:27Ary tamin’ izay dia tonga ny mpianany ka gaga, satria vehivavy no niresahany; nefa tsy nisy nanao hoe: Inona no tadiavinao? na: Nahoana no miresaka aminy Hianao?
John 16:19Ary Jesosy nahalala fa ta-hanontany Azy ireo, dia hoy Izy taminy: Mifanontany va ianareo, satria hoy Izaho: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy ianareo, ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo?