bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 12 › Filazantsara araka an'i Matio 12:21
Filazantsara araka an'i Matio 12:21
Ary ny anarany no hitokian’ ny jentilisa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And in his name shall the Gentiles trust.
In Context
20Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, Ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona, Ambara-pamoakany ny rariny ho mpandresy;
22Dia nentina tany amin’ i Jesosy ny lehilahy anankiray izay demoniaka, sady jamba no moana; dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 12
Cross References
Isaiah 42:4Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin’ ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny.
Ephesians 1:12mba ho fiderana ny voninahiny izahay, izay nanantena an’ i Kristy rahateo.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 12:21