Filazantsara araka an'i Matio 13:17
Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo, nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo, nefa tsy mba nandre.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Fa sambatra ny masonareo, fa mahita, ary ny sofinareo, fa mandre.
18Koa amin’ izany dia henoinareo ny fanoharana ny amin’ ny mpamafy:
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 13
Cross References
Luke 10:24Fa lazaiko aminareo fa mpaminany sy mpanjaka maro no naniry hahita izay hitanareo, fa tsy nahita, ary naniry nahare izay renareo, fa tsy nahare.
Ephesians 3:5izay tsy mbola nampahafantarina ny zanak’ olombelona tamin’ ny taranaka lasa tahaka ny fanambaran’ ny Fanahy ankehitriny amin’ ny Apostoly masìna sy ny mpaminany,
Hebrews 11:39Ary ireo rehetra ireo, na dia efa nahazo laza tsara noho ny finoana aza, dia tsy mba nandray ny teny fikasana,