The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 13 › Filazantsara araka an'i Matio 13:18

Filazantsara araka an'i Matio 13:18

Koa amin’ izany dia henoinareo ny fanoharana ny amin’ ny mpamafy:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Hear ye therefore the parable of the sower.

In Context

17Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo, nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo, nefa tsy mba nandre.

19Raha misy mandre ny tenin’ ny fanjakana, fa tsy mahalala, dia avy ilay ratsy ka manaisotra izay nafafy tao am-pony. Dia izany no ilay nafafy teny amoron-dalana.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 13

Cross References

Matthew 13:11Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin’ ny fanjakan’ ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela.

Luke 8:11Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin’ Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 13:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 13:17Filazantsara araka an'i Matio 13Filazantsara araka an'i Matio 13:19 →