bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 13 › Filazantsara araka an'i Matio 13:29
Filazantsara araka an'i Matio 13:29
Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But he said, Nay; lest while ye gather up the tares, ye root up also the wheat with them.
In Context
28Fahavalo no nanao izany. Ary ny mpanompony nanao taminy hoe: Koa tianao va handehananay hanongotra sy hanangona azy?
30Aoka ihany hiara-maniry izy roroa ambara-pihavin’ ny fararano; ary amin’ ny fararano dia holazaiko amin’ ny mpijinja hoe: Angony aloha ny tsimparifary, ka ataovy amboarany mba hodorana; fa ny vary dia taomy ho any an-tsompitro.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 13
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 13:29