The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 18 › Filazantsara araka an'i Matio 18:1

Filazantsara araka an'i Matio 18:1

Tamin’ izany ora izany dia nankeo amin’ i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin’ ny fanjakan’ ny lanitra?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

At the same time came the disciples unto Jesus, saying, Who is the greatest in the kingdom of heaven?

In Context

2Ary Jesosy niantso zazakely anankiray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 18

Cross References

Matthew 5:19Ary amin’ izany na zovy na zovy no mamaha ny anankiray amin’ ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona toy izany, dia hatao hoe kely indrindra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra izy. Fa na zovy na zovy no mankatò sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe amin’ ny fanjakan’ ny lanitra.

Matthew 20:20Ary tamin’ izany dia nanatona an’ i Jesosy ny renin’ ny zanak’ i Zebedio mbamin’ ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy.

Mark 9:33Ary tonga tao Kapernaomy izy; ary rehefa mby tao an-trano Jesosy, dia nanontany ny mpianany hoe: Inona no niadianareo hevitra teny an-dalana?

Mark 10:35Ary Jakoba sy Jaona, zanak’ i Zebedio, nanatona an’ i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay angatahinay aminao.

Luke 22:24Ary nisy koa fifandirana tao aminy ny amin’ izay anankiray aminy hatao lehibe.

Philippians 2:3tsy manao na inona na inona amin’ ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana fa amin’ ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 18:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
Filazantsara araka an'i Matio 18Filazantsara araka an'i Matio 18:2 →