Filazantsara araka an'i Matio 21:6
Ary dia nandeha ny mpianatra ka nanao araka izay nandidian’ i Jesosy azy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the disciples went, and did as Jesus commanded them,
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 21
Cross References
Genesis 12:4Dia nandeha Abrama araka izay efa nolazain’ i Jehovah taminy, ary Lota koa mba niaraka taminy. Ary efa dimy amby fito-polo taona Abrama, raha niala tao Harana izy.
Exodus 40:16Dia nataon’ i Mosesy izany: araka izay rehetra efa nandidian’ i Jehovah azy no nataony.
Ezekiel 12:7Dia nanao araka izay efa nandidiana ahy aho, ka nentiko nivoaka antoandro ny entako, toy py entan’ ny olona handeha ho any amin’ ny fahababoana, ary nony hariva dia noboroboahako tamin’ ny tanako ny manda, ka nony efa maizina dia maizina ny andro, dia nentiko nivoaka izany ka teny an-tsoroka no nitondrako azy teo imasony.