bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 25 › Filazantsara araka an'i Matio 25:39
Filazantsara araka an'i Matio 25:39
Ary oviana no hitanay narary Hianao, na tao an-tranomaizina, ka novangianay?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Or when saw we thee sick, or in prison, and came unto thee?
In Context
38Ary oviana no hitanay nivahiny Hianao ka nampiantranoinay, na tsy nanan-kitafy ka notafianay?
40Dia hamaly ny Mpanjaka ka hanao aminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin’ ny anankiray amin’ ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 25
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 25:39