Filazantsara araka an'i Matio 28:13
ary nanao hoe: Lazao hoe: Ny mpianany no tonga alina ka nangalatra Azy raha sendra natory izahay;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Saying, Say ye, His disciples came by night, and stole him away while we slept.
In Context
12Ary rehefa niangona izy mbamin’ ny loholona, dia niara-nihevitra ka nanome vola be ny miaramila
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 28