Bokin'i Nehemia 10:12
Mika, Rehoba, Hasabia,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11ary ny rahalahin’ ireo dia Sebania, Hodia, Kelita, Pelaia, Hanana,
Read all of Bokin'i Nehemia 10
Cross References
Nehemiah 8:7Ary Jesoa sy Bany sy Serebia sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada sy Hanana sy Pelaia ary ny Levita dia nampianatra ny olona ny lalàna; ary ny olona dia teo amin’ izay nitoerany ihany.
Nehemiah 12:8Ary ny Levita kosa dia izao: Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda ary Matania, dia izy ireo sy ny rahalahiny no tonian’ ny fiderana.