Bokin'ny Nomery 1:13
ny avy amin’ i Asera dia Fagiela, zanak’ i Okrana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of Asher; Pagiel the son of Ocran.
In Context
12ny avy amin’ i Dana dia Ahiezera, zanak’ i Amisaday;
14ny avy amin’ i Gada dia Eliasafa, zanak’ i Doela;
Cross References
Numbers 2:27Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’ i Asera; ary ny lohan’ ny taranak’ i Asera dia Pagiela, zanak’ i Okrana;
Numbers 10:26Ary Pagiela, zanak’ i Okrana, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Asera.