The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 1 › Bokin'ny Nomery 1:41

Bokin'ny Nomery 1:41

izay voalamina avy tamin’ ny firenen’ i Asera dia diman-jato amby arivo sy efatra alina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Those that were numbered of them, even of the tribe of Asher, were forty and one thousand and five hundred.

In Context

40Ary tamin’ ny taranak’ i Asera araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika

42Ary tamin’ ny taranak’ i Naftaly araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

Read all of Bokin'ny Nomery 1

Cross References

Numbers 2:28ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-jato amby arivo sy efatra alina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 1:41

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 1:40Bokin'ny Nomery 1Bokin'ny Nomery 1:42 →