Bokin'ny Nomery 13:11
avy tamin’ ny firenen’ i Josefa, tamin’ ny firenen’ i Manase, dia Gady, zanak’ i Sosy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the tribe of Joseph, namely, of the tribe of Manasseh, Gaddi the son of Susi.
In Context
10avy tamin’ ny firenen’ i Zebolona dia Gadiela, zanak’ i Sody;
12avy tamin’ ny firenen’ i Dana dia Amiela, zanak’ i Gemaly;
Read all of Bokin'ny Nomery 13
Cross References
Genesis 48:20Dia nitso-drano azy tamin’ izany andro izany izy ka nanao hoe: Hianao no hitsofan’ ny Isiraely rano hoe: Hataon’ Andriamanitra tahaka an’ i Efraima sy tahaka an’ i Manase anie ianao. Ary Efraima no nataony alohan’ i Manase.