Bokin'ny Nomery 13:8
avy tamin’ ny firenen’ i Efraima dia Hosea, zanak’ i Nona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the tribe of Ephraim, Oshea the son of Nun.
In Context
7avy tamin’ ny firenen’ Isakara dia Jigala, zanak’ i Josefa;
9avy tamin’ ny firenen’ i Benjamina dia Palty, zanak’ i Rafo;
Read all of Bokin'ny Nomery 13
Cross References
Exodus 24:13Dia niainga Mosesy sy Josoa mpanompony; ary Mosesy dia niakatra tao an-tendrombohitr’ Andriamanitra.
Numbers 11:28Dia namaly Josoa, zanak’ i Nona, izay nanompo an’ i Mosesy hatry ny fony tanora, ka nanao hoe: Ry Mosesy, tompoko, rarao izy roa lahy.
Numbers 27:18Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Alao ho anao Josoa, zanak’ i Nona, lehilahy izay manam-panahy, ka ametraho ny tananao izy;
Deuteronomy 31:14Dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Indro, antomotra ny andro hahafatesanao; koa miantsoa an’ i Josoa, ary mitoera ao amin’ ny trano-lay fihaonana ianareo mba handidiako azy. Dia nandeha Mosesy sy Josoa ka nitoetra tao amin’ ny trano-lay fihaonana.
Deuteronomy 32:44Dia nandeha Mosesy ka nilaza ny teny rehetra amin’ izany fihirana izany teo anatrehan’ ny olona, dia izy sy Hosea, zanak’ i Nona.
Joshua 1:1Ary rehefa maty Mosesy, mpanompon’ i Jehovah, dia hoy Jehovah tamin’ i Josoa, zanak’ i Nona, mpanompon’ i Mosesy: