Bokin'ny Nomery 14:39
Dia nolazain’ i Mosesy tamin’ ny Zanak’ Isiraely rehetra izany teny izany; ka dia nanjoretra terỳ ny olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses told these sayings unto all the children of Israel: and the people mourned greatly.
In Context
Read all of Bokin'ny Nomery 14
Cross References
Proverbs 19:3Ny fahadalan’ ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin’ i Jehovah no sosotra ny fony.
Matthew 8:12fa ny zanaky ny fanjakana dia hariana amin’ ny maizina any ivelany; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.