Bokin'ny Nomery 2:25
Ary ny fanevan’ ny tobin’ i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin’ ny lafiny avaratra; ary ny lohan’ ny taranak’ i Dana dia Ahiezera, zanak’ i Amisaday;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
26ary ny miaramilany izay nalamina dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina.
Cross References
Numbers 1:12ny avy amin’ i Dana dia Ahiezera, zanak’ i Amisaday;
Numbers 7:71ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Ahiezera, zanak’ i Amisaday.