Bokin'ny Nomery 2:29
Dia vao ny firenen’ i Naftaly; ary ny lohan’ ny taranak’ i Naftaly dia Ahira, zanak’ i Enana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
28ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-jato amby arivo sy efatra alina.
30ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby telo arivo sy dimy alina.
Cross References
Numbers 1:42Ary tamin’ ny taranak’ i Naftaly araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,
Numbers 7:83ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Ahira, zanak’ i Enana.
Numbers 26:48Ny taranak’ i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’ i Jaziela ny fokon’ ny Jazielita; avy tamin’ i Gony ny fokon’ ny Gonita;