Bokin'ny Nomery 2:5
Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’ Isakara; ary ny lohan’ ny taranak’ Isakara dia Netanela, zanak’ i Zoara;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4ary ny miaramilany izay nalamina dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina.
6ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina.
Cross References
Numbers 1:28Ary tamin’ ny taranak’ Isakara araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,
Numbers 7:23ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Netanela, zanak’ i Zoara.
Numbers 26:23Ny taranak’ Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’ i Tola ny fokon’ ny Tolita; avy tamin’ i Pova ny fokon’ ny Povita;