bible.software › Numbers › Numbers 21 › Numbers 21:19
Numbers 21:19
Ary nony niala tao Matana izy, dia nankao Nahaliela; ary nony niala tao Nahaliela izy, dia nankao Bamota;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And from Mattanah to Nahaliel: and from Nahaliel to Bamoth:
In Context
18Lavaka fantsakana izay nohadin’ ireo mpanao lalàna, ary nolavahan’ ireo manan-kaja amin’ ny firenena. Tamin’ ny tehiny, dia ny tehina fanapahana. Ary nony niala tany an-efitra izy, dia nankao Matana.
20ary nony niala tao Bamota izy, dia nankany an-dohasaha izay ao amin’ ny tany Moaba, ao an-tampon’ i Pisga, izay manatrika ny efitra.
Read all of Numbers 21
Cross References
Joshua 13:17dia Hesbona sy ny tanànany rehetra, izay eo amin’ ny tany lemaka, sy Dibona sy Bamotabala sy Beti-bala-meona
This Verse In Other Editions
Study Numbers 21:19