The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 22 › Bokin'ny Nomery 22:39

Bokin'ny Nomery 22:39

Dia nandeha Balama niaraka tamin’ i Balaka, ka nankany Kinata-hozota izy roa lahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Balaam went with Balak, and they came unto Kirjath-huzoth.

In Context

38Dia hoy Balama tamin’ i Balaka: Inty aho tonga eto aminao ankehitriny; kanefa mahazo milaza teny akory va aho? ny teny izay hataon’ Andriamanitra ao am-bavako, dia izany no holazaiko.

40Ary Balaka namono omby sy ondry aman’ osy hatao fanatitra ka nampanatitra ho an’ i Balama sy ny andriandahy izay teo aminy.

Read all of Bokin'ny Nomery 22

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 22:39

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 22:38Bokin'ny Nomery 22Bokin'ny Nomery 22:40 →