Numbers 24:21
Ary nahita ny Kenita izy, dia nanao oha-teny hoe: Mafy orina ny fonenanao, ary atao ao amin’ ny vatolampy ny akaninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22Kanefa ho ringana Kaina, alohan’ ny hamaboan’ i Asyra anao.
Cross References
Judges 1:16Ary ny taranak’ ilay Kenita, zaodahin’ i Mosesy dia niara-niakatra tamin’ ny taranak’ i Joda niala tao amin’ ny tanàna be rofia hankany an-efitr’ i Joda, atsimon’ i Arada nandeha ireo ka nonina teo amin’ ny Isiraely.