Bokin'ny Nomery 26:13
avy tamin’ i Zera ny fokon’ ny Zerita; avy tamin’ i Saoly ny fokon’ ny Saolita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of Zerah, the family of the Zarhites: of Shaul, the family of the Shaulites.
In Context
14Ireo no fokon’ ny Simeonita, dia roanjato amby roa arivo sy roa alina.
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Genesis 46:10Ary ny zanakalahin’ i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin’ ny vehivavy Kananita.