bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 26 › Bokin'ny Nomery 26:2
Bokin'ny Nomery 26:2
Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra amin’ ny Isiraely azo halefa hanafika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Take the sum of all the congregation of the children of Israel, from twenty years old and upward, throughout their fathers’ house, all that are able to go to war in Israel.
In Context
1Ary rehefa afaka ny areti-mandringana, dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy sy Eleazara, zanak’ i Arona mpisorona:
3Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona dia nilaza taminy teo Arbota-moaba, teo amoron’ i Jordana tandrifin’ i Jeriko, ka nanao hoe:
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Exodus 30:11Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe;
Numbers 1:2Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy, ary araka ny anarany tsirairay,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 26:2