Bokin'ny Nomery 3:45
Alao ny Levita ho solon’ ny lahimatoa rehetra eo amin’ ny Zanak’ Isiraely; ary ny biby fiompin’ ny Levita ho solon’ ny biby fiompiny: Ahy ny Levita; Izaho no Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
44Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Cross References
Numbers 3:12Indro, Izaho efa naka ny Levita avy tamin’ ny Zanak’ Isiraely ho solon’ ny lahimatoa rehetra izay voalohan-teraka eo amin’ ny Zanak’ Isiraely: dia Ahy ny Levita,