bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 30 › Bokin'ny Nomery 30:4
Bokin'ny Nomery 30:4
Ary raha misy vehivavy mivoady amin’ i Jehovah ka mamehy tena hifady, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And her father hear her vow, and her bond wherewith she hath bound her soul, and her father shall hold his peace at her: then all her vows shall stand, and every bond wherewith she hath bound her soul shall stand.
In Context
3Raha misy lehilahy mivoady amin’ i Jehovah, na mianiana hamehy ny fanahiny hifady, dia tsy hitsoa-teny izy; araka izay rehetra naloaky ny vavany no hataony.
5ka ren-drainy ny voadiny sy ny namehezany ny fanahiny hifady, nefa tsy niteny azy rainy, dia tsy afaka ny voadiny sy izay famehezana na inona na inona namehezany ny fanahiny.
Read all of Bokin'ny Nomery 30
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 30:4