bible.software › Numbers › Numbers 31 › Numbers 31:39
Numbers 31:39
Ary ny boriky dia diman-jato amby telo alina; ary ny anjaran’ i Jehovah avy tamin’ ireo dia iraika amby enim-polo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the asses were thirty thousand and five hundred; of which the LORD’S tribute was threescore and one.
In Context
38Ary ny omby dia enina arivo amby telo alina; ary ny anjaran’ i Jehovah avy tamin’ ireo dia roa amby fito-polo.
40Ary ny zazavavy dia enina arivo amby iray alina; ary ny anjaran’ i Jehovah avy tamin’ ireo dia roa amby telo-polo.
Read all of Numbers 31
This Verse In Other Editions
Study Numbers 31:39