The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 32 › Bokin'ny Nomery 32:37

Bokin'ny Nomery 32:37

Ary ny taranak’ i Robena nanao an’ i Hesbona sy Elale sy Kiriataima

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the children of Reuben built Heshbon, and Elealeh, and Kirjathaim,

In Context

36sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an’ ny ondry.

38sy Nebo sy Bala-meona (nefa novana ny anaran’ ireo) ary Sibma; ary nasiany anarana vaovao ny tanàna izay nataony.

Read all of Bokin'ny Nomery 32

Cross References

Numbers 21:27Izany no nanaovan’ ny mpanao oha-teny hoe: Midìra ao Hesbona ianareo; aoka hamboarina sy hatao mafy ny tanànan’ i Sihona;

Isaiah 15:4Ary mitaraina Hesbona sy Elale, ka re hatrany Jahaza ny feony, ary noho izany dia miantso mafy ny miaramilan’ i Moaba, Mangovitra ny fanahiny ao anatiny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 32:37

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 32:36Bokin'ny Nomery 32Bokin'ny Nomery 32:38 →