Bokin'ny Nomery 33:5
Ary nony niala tao Ramesesa ny Zanak’ Isiraely, dia nitoby tao Sokota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the children of Israel removed from Rameses, and pitched in Succoth.
In Context
6Ary nony niala tao Sokota izy, dia nitoby ao Etama, izay teo an-tsisin’ ny efitra.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Exodus 12:37Dia niainga tao Ramesesa ny Zanak’ Isiraely ka nankany Sokota, dia lehilahy mahalia lalana tokony ho enina hetsy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy.