The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 33 › Bokin'ny Nomery 33:9

Bokin'ny Nomery 33:9

Ary nony niala tao Mara izy, dia nankany Elima; ary tao Elima dia nisy loharano roa ambin’ ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they removed from Marah, and came unto Elim: and in Elim were twelve fountains of water, and threescore and ten palm trees; and they pitched there.

In Context

8Ary nony niala tandrifin’ i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan’ ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara.

10Ary nony niala tao Elima izy, dia nitoby tao amoron’ ny Ranomasina Mena.

Read all of Bokin'ny Nomery 33

Cross References

Exodus 15:27Ary tonga tao Elima izy; ary tao nisy loharano roa ambin’ ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo anilan’ ny rano izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 33:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 33:8Bokin'ny Nomery 33Bokin'ny Nomery 33:10 →