bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 35 › Bokin'ny Nomery 35:7
Bokin'ny Nomery 35:7
Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia valo amby efa-polo mbamin’ ny tany manodidina azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So all the cities which ye shall give to the Levites shall be forty and eight cities: them shall ye give with their suburbs.
In Context
6Ary izao no tanàna izay homenareo ny Levita: dia tanàna enina, fandosirana, izay homenareo handosiran’ izay nahafaty olona, sy tanàna roa amby efa-polo koa.
8Ary ny amin’ ny tanàna izay homenareo avy amin’ ny zara-tanin’ ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely, dia izay be no hanalanareo be, ary izay kely no hanalanareo kely: samy hanome tanàna ho an’ ny Levita izy rehetra araka ny zara-taniny avy.
Read all of Bokin'ny Nomery 35
Cross References
Joshua 21:3Dia avy tamin’ ny lovany no nanomezan’ ny Zanak’ Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin’ i Jehovah.
1 Chronicles 6:54ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 35:7