bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:40
Bokin'ny Nomery 4:40
izay nalamina taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telo-polo amby enin-jato sy roa arivo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Even those that were numbered of them, throughout their families, by the house of their fathers, were two thousand and six hundred and thirty.
In Context
39hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra amin’ ny antokony hanao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana
41Ireo no nalamina tamin’ ny fokon’ ny taranak’ i Gersona, izay rehetra manao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana, dia izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Nomery 4
Cross References
Numbers 3:32Ary ny lehiben’ ny lohan’ ny Levita dia Eleazara, zanak’ i Arona mpisorona, izay lehiben’ ny mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin’ ny fitoerana masìna.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 4:40