bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:46
Bokin'ny Nomery 4:46
Ny tontalin’ ny taranak’ i Levy izay nalamin’ i Mosesy sy Arona mbamin’ ny lohan’ ny Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All those that were numbered of the Levites, whom Moses and Aaron and the chief of Israel numbered, after their families, and after the house of their fathers,
In Context
45ireo no nalamina tamin’ ny fokon’ ny taranak’ i Merary, izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah izay nampitondrainy an’ i Mosesy.
47hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra hanao raharaha amin’ ny fanompoana sy ny fitondrana entana ao amin’ ny trano-lay fihaonana,
Read all of Bokin'ny Nomery 4
Cross References
2 Chronicles 31:17Ary ny amin’ ny fanoratana ny mpisorona koa, dia nosoratana araka ny fianakaviany avy, ary ny Levita koa hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny anjara-raharahany sy ny antokony avy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 4:46