The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:48

Bokin'ny Nomery 4:48

izay nalamina taminy dia valo-polo amby diman-jato sy valo arivo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Even those that were numbered of them, were eight thousand and five hundred and fourscore.

In Context

47hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra hanao raharaha amin’ ny fanompoana sy ny fitondrana entana ao amin’ ny trano-lay fihaonana,

49Araka ny didin’ i Jehovah izay nampitondrainy an’ i Mosesy no nandaminany azy samy ho amin’ ny fanompoany avy sy ny anjara-entany avy ary ny zavatra nalamina araka izay nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.

Read all of Bokin'ny Nomery 4

Cross References

Numbers 3:39Ny tontalin’ izay nalamina avy tamin’ ny Levita, dia izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah, avy tamin’ ny fokony, ny lahy rehetra hatramin’ ny iray volana no ho miakatra, dia roa arivo amby roa alina.

Matthew 20:16Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 4:48

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 4:47Bokin'ny Nomery 4Bokin'ny Nomery 4:49 →