bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 7 › Bokin'ny Nomery 7:16
Bokin'ny Nomery 7:16
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One kid of the goats for a sin offering:
In Context
15ary vantotr’ ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;
17ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Nasona, zanak’ i Aminadaba.
Read all of Bokin'ny Nomery 7
Cross References
Leviticus 4:23ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osilahy tsy misy kilema ho fanatiny izy;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 7:16