Bokin'ny Nomery 7:21
ary vantotr’ ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak’ ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
In Context
20lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
22ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
Cross References
Genesis 8:20Ary Noa dia nanorina alitara ho an’ i Jehovah; ary ny biby madio rehetra sy ny vorona madio rehetra dia nanalany ka nataony fanatitra odorana teo ambonin’ ny alitara.
Ephesians 5:2ary mandehana amin’ ny fitiavana, toy ny nitiavan’ i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin’ Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika.