bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 7 › Bokin'ny Nomery 7:36
Bokin'ny Nomery 7:36
Ary tamin’ ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak’ i Zorisaday, lohan’ ny taranak’ i Simeona, no nanatitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
On the fifth day Shelumiel the son of Zurishaddai, prince of the children of Simeon, did offer:
In Context
35ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray ireo no fanatitr’ i Elizora, zanak’ i Sedeora.
37Ny fanatiny dia Lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
Read all of Bokin'ny Nomery 7
Cross References
Numbers 1:6ny avy amin’ i Simeona dia Selomiela, zanak’ i Zorisaday;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 7:36