bible.software › Numbers › Numbers 7 › Numbers 7:44
Numbers 7:44
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One golden spoon of ten shekels, full of incense:
In Context
43Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
45vantotr’ ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;
Read all of Numbers 7
This Verse In Other Editions
Study Numbers 7:44