bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 7 › Bokin'ny Nomery 7:53
Bokin'ny Nomery 7:53
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondrilahy dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Elisama, zanak’ i Amihoda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Elishama the son of Ammihud.
In Context
52ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
54Ary tamin’ ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanak’ i Pedazora, lohan’ ny taranak’ i Manase, no nanatitra.
Read all of Bokin'ny Nomery 7
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 7:53